Sokajy: Ny fiangonana
Nosoratan'i: Administrator
null
Ny anarana an-tanimboanjo hoy ny fitenenana. Midika izany fa mety misy ireo manana anarana mitovy na dia samihafa tanteraka aza ny tompony. Mitovy ihany ary ve ny Fiangonan'i Jesosy Kristy sy ny FJKM?

» Vakio ny tohiny

Sokajy: Ny fiangonana
Nosoratan'i: Administrator
20111205-wanted.jpg

Nankaiza ianareo fiangonana no toa anjakan'ny ratsy ny firenena? Mpanolana ankizy, jiolahy mitam-basy, valifaty, vono olona, mosavy, halatra, fifampiantsianíny mpanao politika, fitiavam-bola sy voninahitra, fitsaboana mosavy any amin-dramatoa Noelah. Ireo no mameno ny matoan-dahatsoratry ny gazety mpiseho isaníandro.

» Vakio ny tohiny